top of page

Fandinihan-tena isan'andro

 

Mba handraisantiska an’i Jesoa Tompontsika ao am-pontsika dia mila manetry ny tenantsika isika mba hahafahany mitoetra bebe kokoa ao anatintsika. Izany dia azontika atao amin’ny alalan’ny fanalana ireo sakatsakana tsy mamela antsika handray tanteraka Azy. Inona ary no zavatra mety manakana antsika tsy hitia tanteraka an’Andriamanitra ka hanarahantsika Azy mba hahazoantsika tanteraka ny fahasoavany? Tohiny.

bottom of page